
Alahady 03 Desambra 2023
VAOVAO NASIONALY
FIOFANANA SAP/KNPL/VFL/DVE
FAMPIANARANA TENY MALAGASY
Fiantsoana ireo mpampianatra teny Malagasy any @ TAFO
Ireo te hianatra teny Malagasy
ISAKY NY ALATSINAINY 20H @ ZOOM
httrs: //uso z$’eb.zoom. us/j/8zq5q:zsa8 g?pwd=Sm+xeXVnNzo zVjdKRTFVdURZQoFKQToq
ID:829 S9Sz5489
MDP: FIOFANANA
VAOVAO TAFO
FAMANGIANA MANJO
Fianakaviana MILIHASOA Managnarivo (Nivo) sy ny fianakaviana…………………..
Alahady 10 Desambra 2023 – Vieux temple
FILAZANA TERAKA
Miangaly Gabrielle RAZANAJATOVO

De la part de Manantsoa et Lova RAZANAJATOVO
Ainsi que de leurs enfants Mialy et Mihary.
SAMPANA H’ENDRIPEO

SAMPANA TILY
NOELY 2023 – FIRAISAN’NY SAMPANA
FIFIDIANANA ESPMA
-Fifidianana Olona 5 ao amin’ny Conseil d’Administration
Alahady 17 Desambra 2023
-Efa nisokatra ny fisoratana anarana any amin’ny birao amperin’asa: Rakotomalala Jean Yves sy Andrianjatovo Lalao
ary mifarana ny Alahady 10 DESAMBRA 2023 sasak’alina
-Ny fandoavana ny adidy 10 euros isan-taona dia azo hatao amin’ny:
HELLOASSO :
https://www.helloasso.com/associations/espma/adhesions/adhesion-2023-espma
IBAN : FR07 3000 2040 7700 0007 1933 E44
Ary mifarana ny Alahady 17 Desambra 2023 mialoha ny fanompoam-pivavahana.
ETUDES BIBLIQUES
Talata 05 Desambra 2023
ZOOM 19H30
PERMANENCES MPITANDRINA
Talata 10h-16h
ALakamisy 10h-12h
Biraon’ny Fiangonana, 68 rue Pargaminières
FINDAY MPITANDRINA: 0609806160
FANADIOVANA TRANO FIANGONANA
SLK & SVK
DIARY
FANOMPOAM-PIVAVAHANA
- Alahady 10-17 Desambra
10 ora sy sasany VIEUX TEMPLE
- Alahady 24 Desambra –
3 ora VIEUX TEMPLE
Fanompoampivavahana arahin’ny NOELY STA
- Alatsinainy 25 Desambra – FANKALAZANA NY NOELY
TEMPLE DU SALIN – Misy fidirana in-2
13h30 sy 16h