Kate 11- Ny fanomanana ny fahatongavan’ny Mesia Voalaza teo amin’ny lesona teo aloha (jereo Ny famonjena ao amin’ny Testamenta Taloha) fa nanomana famonjena ho amin’ny ho avy Lire la suite »
Kate10 – NY FANEKEM-PINOANA I. NY FANEKEM-PINOAN’NY TESTAMENTA TALOHA Ny Fanekem-pinoana voalohany teo amin’ny Isiraely dia ny hoe : Mpanjenjena ny razantsika, ary tànana mahery Lire la suite »
kate 9 – NY FAMONJENA AO AMIN’NY TESTAMENTA TALOHA 1. Ny hevitry ny teny : Misy heviny maromaro ny hoe « famonjena » ao amin’ny Testamenta Taloha, fa ny telo lehibe no Lire la suite »
Kate 8 – NY FAHATONGAVAN’I JESOA KRISTY SY NY ASANY Ny fahatongavan’i Jesosy Kristy dia efa hitantsika fa sady nomanina no efa nambara mialoha. Araka izany, dia efa taratra tao Lire la suite »
Kate 7- Ny Baiboly Inona no atao hoe Baiboly Ny teny hoe Baiboly dia avy amin’ny teny grika hoe »biblia » izay midika ho boky kely Lire la suite »
Kate 6 – Ny Protestantisma Eo amin’ny vanim-potoana iezahan’ny FPMA hiorina amin’ny asa-iraka niantsoana azy, araka ny voafaritry ny Lalam-panorenany, dia zava-dehibe ny miara-mijery sy Lire la suite »