Alors n’attendez plus, inscrivez-vous dès maintenant !!!et rapprochez vous du bureau de la SZM H’ENDRIPEO
FIOFANANA SAP/ KNPL
Mitohy ny fampianarana SAP/KNPL isaky ny Alarobia hariva amin’ny alalan’ny phone call na zoom
VAOVAO FARITANY
Alahadin’ny V3M FATSAN TARATASY FISAORANA
« Toa izany koa no nandidian’i Tompo, fa izay mitory ny filazantsara dia hahazo fivelomana amin’ny filazantsara. » 1Kort 9.14
Faly miarahaba antsika amin’ny anaran’i Tompo,
Misaotra indrindra an’Andriamanitra Ray sy Jeso Kristy lohan’ny fiangonana isika noho ny fahasoavany, fa tanteraka soamantsara tamin’ny alahady 19 marsa 2023 teo ny alahadin’ny V3M FATSAN, izay nanaovantsika ihany koa ny hetsika valopy ho fanohanana ny kitapom-bola V3M FATSAN. Fisaorana feno no atolotra antsika mpianakavin’ny finoana tsy ankanavaka, tamin’ny fitrotroana am-bavaka sy ny fanohanana, tamin’ny alalan’ny fandraisantsika anjara na akaiky na lavitra ka nahatontosana izany. Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo. « Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino ny asanareo sy ny fitiavana nasehonareo ho voninahitry ny anarany, raha nanompo ny olona masina hianareo sady mbola manompo ihany. » Hebreo 6.10
Momba antsika ny Tompo.
Amin’ny anaran’ny V3M FATSAN sy ny birao FATSAN
Past Elysée ANDRIAMIANDRA, Tale V3M FATSAN
Past Charles RAKOTONDRAMANA, Mpitandrina Mpandrindra FATSAN
Nadia DELMOTTE, Filoha
Lasy SAFIF & AMF
Mifarana androany ny fisoratana anarana amin’ny lasin’ny antoko Mpihira sy Fifohazana atao any Bordeaux ny 15-16 Aprily ho avy izao any amin’I
Dina RAHAROLAHY
Angelina BEHAVANA
Ho azonareo amin’izany ny andinindiny rehetra mikasika ny lasy.
Manentana antsika ho tonga maro
VAOVAO TAFO
FNM
« Que chacun donne comme il l’a décidé dans son cœur, sans regret ni contrainte, car Dieu aime celui qui donne avec joie. » 2 Corinthiens 9:7
A l’heure où le chocolat est à l’honneur, la FNM vous a concocté son “Bocal Cookies”!
Nous vous proposons 2 recettes au choix :
Cookies aux smarties
Cookies aux 2 chocolats
Au prix de:
8 euros le bocal
12 euros, 2 bocaux
Presque tous les ingrédients vous sont fournis, il ne vous reste plus qu’à mettre la main à la pâte ! Nous avons hâte de voir vos belles réalisations 🙂
Vous aurez la possibilité de récupérer vos commandes lors du culte de Pâques (9 avril 2023) ou le dimanche suivant (16 avril 2023).
Vous pouvez dès à présent vous approcher du stand à la sortie de l’église si vous souhaitez commander.
Pour plus d’informations, n’hésitez pas à contacter Henitsoa RAONIMANANA ou Ny Kanto Andrianantoandro
STA
1- « Car nous sommes plusieurs, nous formons un seul corps en Christ – Rom 12 : 5a
Tu es membre de la STA ? alors oui l’écusson est pour toi, à chaque évènement de l’église et du sampana tu seras invité à le mettre.
pour marquer et nous identifier en tant que STA et pour soutenir les activités de notre sampana, Un écusson au prix de 5€ est en vente à la sortie de culte.
2- L’opération vente de Bible reprend, le fournisseur a de nouveau du stock, Vous pouvez commander soit en version française ou malgache , version DIEM ou version classique au prix de 35€.
Le stand STA sera présent à chaque fin de culte.
ETUDE BIBLIQUE
Miverina ny Etude biblique ny Talata 27 Martsa amin’ny 7 ora sy sasany hariva amin’ny alàlan’ny ZOOM.
PERMANENCES
Misy ny permanences ataon’ny Mpitandrina ny Talata amin’ny 10 ka hatramin’ny 4 ora sy ny Alakamisy amin’ny 10 ka hatramin’ny 12 ora.
KATEKOMENA
Hisy ny fampianarana katekomena androany amin’ny 4 ora tolakandro eto amin’ny Vieux temple.