FPMA Tafo Toulouse

EGLISE PROTESTANTE MALGACHE EN FRANCE
MALAGASY PROTESTANT CHURCH IN FRANCE
MADEGASSICHE PROTESTANTISCHE KIRCHE IN FRANKREICH
FIANGONANA PROTESTANTA MALAGASY ATY AN-DAFY
........................................................................................................

« Ary toy izany ihany koa hianareo: raha fatra-paniry ny zava-panahy,dia izay hampandroso ny fiangonana no tadiavo indrindra. » ( IKor 14:12 )

Antson'ny Filazantsara

Vondronasa vola sy fananana
Ny Asan'ny Vondronasa Vola sy Fananana
Écrit par Administrator
Mercredi, 19 Janvier 2011 23:01
PDF Imprimer Envoyer

Ny Vondron'asa Vola sy Fananana dia vondron'asa maharitra mitovy amin'ireo telo hafa misy eto amin'ny Fiangonana.

Toy izao no sahan'asa ny Vondron'asa Vola sy Fananana:

  • Fiheverana izay hahatsara hatrany ny fitantanam-bola eto amin'ny Fiangonana.
  • Famolavolana teti-bola miaraka amin'ireo tompon'andraikitry ny vola
  • Mifanampy amin'ny fandavorariana ny tatitry ny vola atolotra ny Komity sy ny Fivoriambe miaraka amin'ny tompon'andraikitry ny vola .
  • Fikarohana fomba mahomby sy ara-pilazantsara mba tsy hahatonga ny enti-manana ho vato misakana eo amin'ny fanantanterahana ny asan'ny Fiangonana.
  • Fanofanana mpitantam-bola. * Fiandraketana ny fananan'ny Fiangonana.