EGLISE PROTESTANTE MALGACHE EN FRANCE MALAGASY PROTESTANT CHURCH IN FRANCE MADEGASSICHE PROTESTANTISCHE KIRCHE IN FRANKREICH FIANGONANA PROTESTANTA MALAGASY ATY AN-DAFY ........................................................................................................
Fandinihana sy fanaovana soritr'asa mikasika ny fanabeazana kristiana takian'ny toetrandro ankehitriny ho an'ny malagasy aty Andafy,
Fikarohana izay hahaizan'ny mpiangona mitory ny Filazantsara amin'ny maha-malagasy azy,
Fandinihana sy fanaovana izay hahatsara ny fiainam-piangonana,
Fiaraha-miasa amin'ny mpitandrina amin'ny fanomanana sy ny fanatanterahana ny fanompoam-pivavahana, ny fampianarana sy ny fanofanana ary ny fanabeazana atao eto amin'ny Fiangonana.
Fiandraiketana ny sampam-pikambanana: Sekolin'ny Tenin'Andriamanitra, Tanora Kristiana, Antoko Mpihira, Vehivavy kristiana, Fifohazana, ary izay sampam-pikambanana hafa atsangan'ny Fiangonana.