“Dia hahatonga anao ho firenena lehibe Aho sady hitahy anao sy hahalehibe ny anaranao ary ho fitahiana tokoa ianao” (Genesisy 12 : 2)
Fetim-piangonana : Asabotsy 25 May 2013
12 ora atoandro Salle des fêtes de Grisolles
Fiaraha-misakafo, korana hiarahana amin’ny Zo-Hely sy ny Sampana rehetra ato amin'ny fiangonana Fandraisan’anjara: 15 € ny lehibe
8 € ny ankizy
Manentana antsika hanome fanomezana izay fointsika hantontosana izany ary hanolotra izany dieny izao any amin'ny Vondronasa Sosialy, ny fanomezana azo tehirizina dia iangaviana haterina ao amin'ny Vieux Temple ny Asabotsy izao (3 ka hatramin'ny 5 ora)
VOKATRA 2013: hatao ny Alahady 19 may izao (valopy na virement rubrique Vokatra Pentekosta)
FANOKANANA MPANDRAY VAOVAO: CHRIST ROI amin'ny 2 ora sy sasany ny Alahady 19 May FITSANGATSANGANANA: Alatsinainy 20 May Forêt de Bouconne 11 ora sy sasany ISAN-KERITAONA SAMPANA FIFOHAZANA: 7-14 Jolay 2013 any amin'ny Lycée GRANVILLE - Dannemarie-sur-Crête BESANCON saran-dasy herinandro feno: 90 €, isan'andro: 25 €, zaza latsaky ny 4 taona : tsy mandoa, fisoratana anarana: RAMANGASALAMA Lalatiana 05 61 45 65 12 na 07 86 67 90 03 |
FILAZANA FAHORIANA
Randrianarivelo sy Soary dia mampandre ny Fiangonana fa nodimandry ny rainy Randrinanasolo Pierre tamin’ny 7 Oktobra 2011.Ny famangiana dia ho lazaina amin’ny manaraka
TohinyKATEKOMENA
Mbola mitohy hatrany ny fisoratana anarana amin’ny Katekomena any amin’ny Mpitandrina. Ny fanombohan’ny fampianarana dia amin’ny Alahady 9 Oktobra izao.
TohinyVONDRONASA VOLA SY FANANANA
Mba ahafahana manangona ny fananan’ny Fiangonana, dia hiangaviana isika izay manana izany mba hanatona an’Atoa Raveloson Liva izay miandraikitra ny fanaraha-maso ny entana rehetra.
Tohiny|
Vaovaom-piangonana Isan'Alahady |



















