FPMA Tafo Toulouse

EGLISE PROTESTANTE MALGACHE EN FRANCE
MALAGASY PROTESTANT CHURCH IN FRANCE
MADEGASSICHE PROTESTANTISCHE KIRCHE IN FRANKREICH
FIANGONANA PROTESTANTA MALAGASY ATY AN-DAFY
........................................................................................................

« Ary toy izany ihany koa hianareo: raha fatra-paniry ny zava-panahy,dia izay hampandroso ny fiangonana no tadiavo indrindra. » ( IKor 14:12 )

Antson'ny Filazantsara

Vaovaom-piangonana
DIARY

Ity ny diary mandritry ny taona 2012

Tohiny
manjo
FILAZANA MANJO

Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

Tohiny
Vaovao 08 Avril 2012

Hatolotra amintsika eto ny vaovaom-piangonana ny Alahady 08 Avril 2012

Tohiny
Ankatokin'ny Fandraisana

Alahady 26 Janoary 2012
Tatitra toe-bola 2011
Tetik'asa sy teti-bola 2012

Tohiny 
Vaovaon'ny Sampana
STA
Marobe ireo mpianatra ka manao antso avo ho antsika izay manana traikefa amin'ny fampianarana ny Tenin'Andriamanitra mba hanatona andRtoa Ramamonjisoa Hanimalala.
Tohiny
chorale_activite
SLK-SVK-STA
Fihaonan'ny Sampana eto @Faritany Atsimo Andrefana
Tohiny
SAMPANA TILY
Tontosa soaman-tsara ny lasy izay nataon'ny ankizy nandritra ny fialan-tsasatra lasa teo...
Tohiny
Etude biblique
 
Tenin'ny Filoha

Ry hava-malala,

Fifaliana lehibe ho an'ny Mpitandrina sy ny Komity eto amin'ny FPMA Toulouse ny miarahaba anao izay mitsidika ity tranonk'ala ity. Hitondra soa sy aina vaovao ho an'ny fanahinao anie ny fandalovanao eto. Anio ary, dia hoy ny Tompo aminao :" Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandondona; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana , dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko " (Apokalipsy 3/20).